4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Chantal - Tarika Vintsy

Chantal, izaho anie ka mbola tia anao

amin’ny alina, ny foko no mametsovetso anao

Mitomany, mitomany hatramin’ny gitara

aiaiah Chantal mbola miandry anao ny farafara



Chantal izaho anie nanjary niha nahia

lazaiko anao ny foko anie dia mbola tia dia tia

Malahelo, malahelohelo lava izao

aiaiah Chantal zary tsy hay intsony izay fanao



Raha sitrakao, miverena re ry Chantal

Amin’izay dia tsy ho irery intsony aho amin’ny alina

fa misy anao, fa misy anao mba hanafosafo

aiaiah Chantal lay kaikikaikitrao anie ka lafo

aiaiah Chantal lay tsikitsiky koa viadiana lafo

Partager chantal

Commenter chantal

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Vintsy