4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ray o! - Tarika Vintsy

Ray o! Mpamindra fo ianao

Mpamela heloka

Mba raiso re ny vavako



Miangavy sy mba mitalaho

Ovay re ny foko

Hazahoako hanompo anao



    Fa maro ireo fakampanahy

    Ka mila anao hiahy

    Mba tsy ho solafaka

    Ary raha sendra fahavalo

    Ny tananao no hiaro

    Ity mpanomponao



    Ummmmmm ...



Ray o! ’Reo ory sy onena

’Reo kivin’ny adimpiainana

Mba omeo hery koa



Reo ’zay mikaroka ny mafy

MItaky fitoviana

Mba omeo ny anjarany



    Ianao no hany andrandraina

    Sy antoky ny aina

    Hitsinjo anay ety    

    Ka aoka, aoka ianao no hamily

    Ny dian’ireo mpivily

    ’Reo ondry izay nania



    Ummmmmmm ...

Partager ray o!

Commenter ray o!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Vintsy