4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fitiavantsika - Bessa sy lola

Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra
No niarahantsika dia
F’izany no fitia

Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra
No niarahantsika dia
F’izany no fitia


Fitia voalanjalanja
Ny foko mavesa-danja
Voadiniky ny saina
Mitambatra ho aina
Fitiavana madio
Tsy voafehin’ny anio
Fitia mandrakizay
Mitambatra ho iray

Partager ny fitiavantsika

Commenter ny fitiavantsika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bessa sy lola

Suite