4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako raha ianao - Tyx. R

Tiaka raha ianao,



Hiaraka aminao aho

Raha toa ka sitrakao

Ianao no efa niriko

Hatry ny ela



Hiaraka aminao aho

Mafinaritra ahy ianao

Mba omeo toerana ny foko

Eo ankaikinao



REF :  Tiako raha ianao no manome fitiavana ahy

           Tiako raha izaho no manao izay sitrakao

            Ianao irery ihany, no ankafiziko

            Anolorako ny fitiavako "baby !!"

          

Tsapako anefa

Fa misalasala ianao

Izao nefa tsy hampijaly anao

no ! no ! baby



Ny faniriko dia

Ny hampifalyfaly anao

Dia ho eo foana aho

Eo ankaikinao



REF :



Parole et Muzik :  Tyx RAZANAPARANY

          

Partager tiako raha ianao

Commenter tiako raha ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tyx. R