4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omeo aina - Sunrise

Omeo Aina, omeo hery, omeo saina hanompo Anao

Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana



Hanakaiky anao

Dia ho arovanao

hialoka eo ambany helatrao



Dia hirahira foana ny androko

ka ho feno fitahiana

dia kalokalo foana ho anao

Ka ho feno fanantenana



Omeo Aina, omeo hery, omeo saina hanompo Anao

Omeo fo madio sy vao feno fahamarinana




Partager omeo aina

Commenter omeo aina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sunrise