4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sarobidy isika - NY RIAMPEO FJKM AMBATOBE

1. Tiako ny tenako

Sitrako sy teliko

Ny nanaovanao ahy



Ref .

Fa tsara, sarobidy koa

Eo imason;i Jesoa

Fa tsara, sarobidy koa

Eo imason’i Jesoa



2.Tiako ny namako

Tahaka ny tenako

No anajako azy



3.Aza mba sahisahy

Hilaza fa ratsy ry lahy

Ny olona iray



Ref.

Fa tsara, kanto avokoa

Ny voaarin’ny Tsitoha

Fa tsara, sarobidy koa

Eo imason’i Jesoa



Ramboasalama Mihamina, Miora

Partager sarobidy isika

Commenter sarobidy isika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NY RIAMPEO FJKM AMBATOBE