4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatry i jesoa tompo - NOTRE DAME DE L'ASSOMPTION

1-Mandehana ianareo,

  Mamakivaky izao tontolo izao,

  Mandeha mitety firenen-drehetra,

  Hitory teny Hampianatra izy ireo;



(Bis) Fiv: Tsy ho solafaka ianaro,

               Fa homba anareo hatranihatrany anie aho,

               Ny herin'ny Fanahy zay ao ambony,

               Hanampy am'zay rehetra ataonareo.



2-Indro hirahiko ianareo,

   Hamakivaky izao tonolo izao,

   Handeha hitety firenen-drehetra,

   Hanao batemy ireo izay mino Aho,



(Bis)Fiv:................



(Bis)(Ny fahotana) ny fahotana vahanareo,

        Dia ho voavelo koa any an-danitra any,

        (Ny fahotana), ny fahotana ho tananareo,

        Dia matokisa fa voatana koa.



(Mifankatiava), mifankatiava ianareo,

Ho fantatr'olona fa mpianato

Partager hafatry i jesoa tompo

Commenter hafatry i jesoa tompo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NOTRE DAME DE L'ASSOMPTION