4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mifanefakefaka - LIANAH

*Eh mifanefakefaka e !
2*Mifanefakefaka izy mivady
2*Mba ino loatra ny raha mampiady
2*Mifanefakefaka e ! mifanefakefaka e !
Karaha olo-lefaka e !
2*Mifanefakefaka e ! mifanefakefaka e !
Tsy mahalala menatra e !
SOLO
Io e ! vakivaky avy ny vilany,zaza madiniky mitomany
Mifanefakefaka izay mivady, rotarota ny lamba jiaby
Afa-baraka amason’olo, izy mivady mifamono
REF MUSIC
2*Eh mifanefakefaka e !
2*Mifanefakefaka izy mivady
2*Mba ino loatra ny raha mampiady
REF
MUSIC folaka
Eh lahy a ! akory izy ao lahy a !
Tsara akory zahay lahy a !
Aao entagna jiaby an-tany, olo-mivory, afa-baraka e !

Ouy, zay zay zay zay, somao somao somao, eo a !
eoa eoa eoa eoa, ihiiIoy olo-lefaka,ioy lefadefaka,ioy olo-lefaka
Aholako e, aholako e toy tsy tantiko e ! tsi dinike
Aholako e, aholako e toy tsy tantiko e ! tsy tondrako e !
REF

Partager mifanefakefaka

Commenter mifanefakefaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe LIANAH