4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny anton'ny hirako - Joseph d'Af

"Andriamanitry ny fahatsarana, hihira ho Anao aho!"

Feno Anao ny vavako
Mipololotra avy ao am-po
Ny anaranao no asandratro
Hihira aho,
Ny herinao nanosotra ahy hitory Anao
Hitondra avo ny anaranao
[Haleloia (x2) Tsara Ianao] x2
Ny anton'ny hirako, ny fahavelomako
Dia Ianao Ry Ray mandrakizay
Ny anton'ny ivelomako
Sy ny anton'ny hirako
Dia Ianao, Ianao tokoa

Andry iankinan'ny foko
Vetson'ny fanahiko
Ny anaranao mamelona ahy
Ny fahagagana vitanao
Ny zava-drehetra hainao atao
Tsy haiko ny tsy hihira ho Anao
[Haleloia (x2) Mendrika] x2
Ny anton'ny hirako, ny fahavelomako
Dia ho Anao Ry Ray mandrakizay
Ny anton'ny ivelomako
Sy ny anton'ny hirako
Dia ho Anao, ho Anao tokoa

Partager ny anton'ny hirako

Commenter ny anton'ny hirako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joseph d'Af