4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ankamaroan'ny naoty - Jean Luc Rahaga

Ankamaroan’ny naoty azo @ piano

Hira kely iny fotsiny dia azo alefa radio

Vazom-borona niainga natokako ho anao

Amin’ny bande magnètique hilazako an’izao



Naoty vitsy natambatro ho nofy

Hirariako anao foana ho salama tsy harofy

katrikatry kely aho no nandika an’izany

Fa homeko anao ny revy ts’hita lany



REF :Tiako ianao,tiako ianao

Nefa atao ahoana moa

Ny masoandro hiposaka

Ny alina miandry



Tiako ianao,tiako ianao

Fa ho sarotra ihany

Mbola ho avy ny andro iray

Hifandaozana indray



Hira kely nataoko ho antsika roa

Hatsiarovako foana ireo revy be taloha

Manimanina an’ireny aho indraindray

Fa tsisy azoko atao hiverenan’indray







(Cette chanson est l’adaptation en malgache de "Quelques notes de musique" de Gilbert Montagné, adaptée par Jean Luc Rahaga).


Partager ankamaroan'ny naoty

Commenter ankamaroan'ny naoty

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jean Luc Rahaga