4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sedra - Jaya

-1- Lasa lé raozy fahiny nandao ahy/ lasa lavitra /avy nanao veloma izy/ nentin’ilay vy nisidina /fo nivadika ranomaso nifanenjika nitete / Dé raraka alahelo foana izao no soratako /izah mba nivavaka/ mba Jesoa anie ho tia anao/ ho tonga indray énao/ isika hiaraka /anohy ny diantsika teo aloa/ tsy avelantsika ho rarak ireny na dé bobaka aza ny ranomaso manasaraka /ny dinantsika anefa masina/ iza no tsy mahafantatra fa ny fitiavantsika tsy azo roasina/ na raisina/ amin’ny endriny tsotra sady manankasina/ ka na ‘lé kozy oé lalavitry ny maso lavitry ny fo aza maty/ maty hasina/ mba kozy é/tebiteby sy alahelo fôna zao ny iainako kôpy énao nandao fa hanorina ny ho anintsika/ tsiloviko ny ho avintsika io taratra/.

Réf :
Tsy moramora ny hisaraka aminao/ lasa lavitra/ izaho indray no hitomany fa/ rehefa tsy eo ianao/ ‘lay fitiavantsika nokasaina atao/ hàny tapaka/ hiverina eo anilanao i zaho/ dé manina ny tsikinao/ .

- 2 ------ Ankehitriny anefa tsoriko tsy ainy tsisy eto eto ‘zaho tokana manirery ato an’efitra mivetsovetso mangatsiaka tsy feno hafanana ambany ondana ny tanako tsy zakako tsy zakako izy zao fa inoako fa tsy maintsy ho zakako mivondrona @ sarinao ny taratro. Ny saiko lasa misaina hoe Kii !! lasa lavitra any ‘lay silako ‘lay anjarako.Raha fehezina dia any antanin’olona any ianao ‘lay fitiavako.Lasa ianao nanidina nisidina nanenjika kintana,kitana manjelatra,taratra tsy mety midina isan’alina aho mitraka mijery andry zalahy mirindra toa ianao ‘lay firavaka lavitry ny masoko gaga aho toa ianao io ‘lay kintana fatatro fisiana fa tsy azoko kitihina toa ianao io ‘lay diamondra naterina tsy vaky nampiainga ahy ‘lay volamena navesatra nitazona ny foko tsy ho poaka aty.

Réf :

--3--------- Voasaraka isika dia heveriko ho vaky ‘lay dinantsika /tsy inoako izany/ tsy hita ireo notan’isa/ nentintsika satria Fo mifamatotra anaty hafanana voakalo tsy mangatsiaka/ ‘ tsika/ tsy maty mifankahita /fa ny fahatsmpantsika tsy mety ritra /tsy tokony ho ritra kanjo iny tsy nampoiziko nandalo akanga nandamgolamgo/ no nanariako ny akoho taman-trano /tsy an-tany /tsy an-drano/ izy nandravoravo ny sedra /sa nidiran’angano ny fitiavako lany/ hoy izy izy adinoy eo ihany kay lé !/ aôna àry ty ?/ ‘ntsiky izy ary koa lagy inona àry ‘ty oa ? /sedra itsapana ahy ve ? sa fankampanahy andravana ahy ? /dia iny tojo tojo/ ‘lay sarinao nitsiky/‘zah tafalatsaka tao anaty fankan-tsiky/ tsiky nitsatoka teo @ lohako /ka nahatsapako oé TIAKO IANAO kay tena izy /ka na sedra inona àry tsy ahalavo ahy/ ié TIAKO IANAO.

Réf :


(sedra version jee day)

Copyright jaya 2007. www.jaya.lmb.mg
Skud_es_k@yahoo.fr
jaya.flk@gmail.com

Partager sedra

Commenter sedra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jaya