4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mba ho avy milay - Jaojoby

Ano lava velonö ny ainÿ e
 
Zanähary nampindranä fofokainÿ nanämia fanähy
Ny manam-panähy mahay ny tsara mahay ny ratsy
Tsara raha mahavelonö, ratsy ny raha mahafaty
Lava vilomanä tsara e, fôlaka an-dantony ratsy
 
Ano lava velonö ny ainÿ e
Mba ho avy milay
Ano lava velonö ny ainÿ e
Mba ho avy milay
Ano lava velonö ny ainÿ e
PROTECTOR ampiasainay
Ano lava velonö ny ainÿ e
 
Mihamaro ny azon’ny aretim-piraisanä eto
amintsika
Ny tenä ratsy amin’izy ireo dia ny sida, hein
Ny mandamour tsy amy kapaoty dia mety ho
azon’ireo aretinÿ
Aretim-piraisanä tsy mampiteraka, mamparary sy
mahafaty
 
Ano lava velonö ny ainÿ
Sarobidy la vie e !
Mora vidy kapaoty
PROTECTOR kapaoty tsara
Sady milay no mahafatoky
Aza varimbarianä atsika Gasy
Mila miaro-tenä ami(n’)ireo aretim-piraisanä
Mampiasa kapaoty PROTECTOR
Sady miaro-tenä, miaro olo-tiana
Miaro mponin’i Gasikara
PROTECTOR kapaoty tsara
Sady milay no mahafatoky
Ano lava velonö ny ainÿ
 
Oh ! Mba ho avy milay, PROTECTOR
ampiasainay…… Ary ianareo ?

Partager mba ho avy milay

Commenter mba ho avy milay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jaojoby