4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao (j't'aime) - Edgard RAVAHATRA

Endrey 'ty zaho tia anao

Tiako ianao re ry Vololona ô

Na mivadika ary, na mivadika eroa

Tiako ianao re ry Vololona ô

Fa ahoana re  izany ?

Eny, tena tiako ianao ry chérie

Tiako tahaka ny inona ô ?

Very torimaso tsy mahita intsony

Je t'aime, t'aime, t'aime tant.



Indrý, endrey ity fo,

Tsy mahay miteny afa-tsy hoe : Vololona ô !

Na inona na inona ny nofinao androany

Mbola tiako ianao izato olona ô,

Je t'aime, t'aime tant.

Hey, où ? Aiza ianao no hahita

Mpandeha tsy mba sasatra.

Hiandry an-dry hiara-dia elabe

Lakana tsy voizina,



Manantena hiara-dia elabe

Lakana tsy voizina.



Je t'aime, t'aime, t'aime tant

Pourras-tu donc me pardonner ?

Je t'aime, zany hoe je t'aime, t'aime tant

De n'avoir pas pu t'aimer, ouais.

Je t'aime, t'aime tant

Bien que tu ne le veuilles point

Tu es mon soleil incarné.

Toi le printempsdes doux sourires

Je t'aime, t'aime, t'aime tant,



Manantena hiara-dia elabe

Lakana tsy voizina.

Partager tiako ianao (j't'aime)

Commenter tiako ianao (j't'aime)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Edgard RAVAHATRA