4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampela soa - DYNASTIE SALEGY

Tiako aroa izy iny é

Tsy mba atakalo atsia

Mamiko ka raha tantely é

Tiako ô



Ampela soa

Meva tokoa

Ndre ino raha volanin’ny vavany

Efaiko ô

Ampela soa

Meva tokoa

Teny araika avao dia rava aho

Vita é



N’aia tany ombako ô

Riha avao no andohako ao

Farahiko tsy engako ô

Tiako ô



Pana Reeve

Partager ampela soa

Commenter ampela soa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DYNASTIE SALEGY