4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iny aho no lasa... (bitaka - BIka sy TArehin-java-KAnto)

INY AHO NO LASA

Iny aho no lasa dia iny aho tsy hita

Raha toa ka tsy mety aminao

Fafako daholo ny zavatra vita

Iniako soloina vaovao  eh!

Koa mandehana f’ izaho tsy mitana

Ary tsy afaka hiazona anao.



Ny lalanao zorina f’aza miherika intsony

Fa raha ianao tsy hahazo ny lanitra ambony

’Zay voro-manidina tsy azoko alaina rony

Mahazo mifidy ‘zay tena mba mamin’ny fony

Mahazo mifidy ‘zay tena mba mamin’ny fony



Aleoko miaina amin’ny fiainana tsotra

Milamina tsara toy izao

Toy izay fiainana tsisy fitiavana fa

Rendrarendran’izao rehetra ‘zao  eh!

Koa mandehana f’izaho tsy mitana

Ary tsy afaka hiazona anao



Ny lalanao zorina f’aza miherik’intsony

Fa raha ianao tsy ahazo ny lanitra ambony ii

Zay voro-manidina tsy azoko alaina rony

Mahazo mifidy ‘zay tena mba mamin’ny fony

Mahazo mifidy ‘zay tena mba mamin’ny fony



Improve  +++++++++++++



Iny aho no lasa dia iny aho tsy hita

Raha toa ka tsy mety aminao

Fafako daholo ny zavatra vita

Iniako soloina vaovao  eh!

Koa mandehana f’ izaho tsy mitana

Ary tsy afaka hiazona anao.



BITAKA

BIka sy TArehin-java-KAnto


Partager iny aho no lasa... (bitaka

Commenter iny aho no lasa... (bitaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BIka sy TArehin-java-KAnto)