4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tretrika aho - Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy

Tretrika aho ry Jeso o!o!

Fa handray anao ato anatiko

Ka ianao no hiaro ahy

Fanahy amam-batana

          

Ref:

                 Ry Jeso o!

                 vonona aho hanara-dia anao

                 ka hialoka ambany elatrao

                 raha sendra ady sarotra



Izay ela izay aho nahatsiaro ho very

Tsy nahalala izay haleha

Ankehitriny kosa dia ianao

No hitantana ahy

          

Ref : (x2)

Partager tretrika aho

Commenter tretrika aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy