4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Asandratro - ANTSAN'I KRISTY

Asandratro ny Anaranao
Asandratro avo amin’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho,
Ny anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila tompo hafa aho
Afa tsy ianao ry Jesoa soa
Ilay fanandratana sy famonjena ahy koa
Asandratro avo ny anaranao

Na rera-tsaina aho midera anao
Na faly ravo koa mitsaoka anao
Tsy misy marombaka ahy an-tananao
Ianao jeso manandratra ahy

Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny anaranao

Tantano aho sao tsy mahatana anao
Ambino f’hifikitra aminao
Satria ianao Jeso mifidy ahy toy izao
Ianao Jeso mpanandratra ahy

Derainay foana ianao
Ambara eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina anay toy izao
Asandratra avo ny anaranao

Partager asandratro

Commenter asandratro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANTSAN'I KRISTY