4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny talentanao - Antokom-pihira Akon'ny fahazavana

Misy anjara fahasoavana

Fantatrao ve

Nomen’i Jeso

Misy anjara fahasoavana

nomen’i jeso

ho anao io

Koloy hatrany

Hatsarao ho voninahitry

ny Tomponao

Koloy hatrany ny talenta

anananao

Dia Torio sy ambarao

Jesoa Mpanjaka

Aza afenina, aza alevina

Fa mbola hanadinana anao

Partager ny talentanao

Commenter ny talentanao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antokom-pihira Akon'ny fahazavana