4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Isan'andro, isan'andor salamo 68 : 19 - ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA

Isaorana anie, isaorana anie ny Tompo

’zay mitondra ny entantsika isan’andro isan’andro

Eny Andriamanitra izay Famonjena antsika

Andriamanitra izay Famonjena antsika



Aoka ny firenena, ny firenenan-drehetra

Hisaotra Azy Hankalaza an’i Jehovah

Hihira fiderana, hanao ny haleloia

Izay manam-pofon’aina hanandratra Azy



Aoka izay amin’ny tany rehetra

Handohalika sy hiankohoka aminy

Fa Jehovah no Tompo Tsitoha

Izay manam-pofon’aina hanandratra Azy

                            RRJ. Patrick

Partager isan'andro, isan'andor salamo 68 : 19

Commenter isan'andro, isan'andor salamo 68 : 19

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ANDIAM-PIHIRA SERAFIMA AMBONDRONA FIRAISANA