4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny foko vao nitia - Abel Ratsimba





Izany foko vao nitia, matokia fa ho anao ho doria

ka na iza na zovy hifofo, ny fitiavako anao no porofo



Raha tojo adin-tsaina mampanahy

matokia raha mbola manana ahy

fa ny toky sy ny voady izay nekeko

no vavolombelon’ny fitia ’zay nomeko



Hiara-dia izaho sy ianao

hifampitantana ka tsy hifandao

ka na ory na manana eto an-tany

tiako ianao hatreto ka hatrany

Partager ny foko vao nitia

Commenter ny foko vao nitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Abel Ratsimba