Jobily Faha-50 Taonan'ny Fpma Toulouse
Famaranana ny taon-jobily
faha-50 taonan'ny FPMA Toulouse
Fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 10 ora sy sasany
Fanolorana mari-pahatsiarovana ho an'ireo:
- Zokiolona
- Mpiangona niara-teraka tamin'ny FPMA
- Vokatry ny FPMA Toulouse: mariazy, batisa, katekomena
Arahina:
- Fiaraha-misakafo sy rindran-kira miaraka amin’i Voahirana (Antsan’i Kristy)
- Fandraisan’ireo sampana sy vondronasa anjara
Koranan’ny mpianankavin’ny finoana
- Fanolorana ireo tsangambato fahatsiarovana ny taon-jobily
- Fitsapana ny Tombola KJ50( billet Paris-Tana-Paris, Ecran plat Lcd, Robot Seb, microonde.....)
Adresse de l'évenement
Salle Polyvalente de Balma
Informations supplémentaires
| Téléphone : | 06 18 73 56 27 |
| Ville : | Toulouse |
Partager jobily faha-50 taonan'ny fpma toulouse
Commenter jobily faha-50 taonan'ny fpma toulouse