4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Fara Andriamamonjy 25 Taona Nihirana Ho Azy

  • Fara Andriamamonjy 25 Taona Nihirana ho Azy image 0
Fara Andriamamonjy izay efa tsy zoviana amintsika intsony dia mankalaza ny faha 25 taona niakarany an-tsehatra ho an'ny Tompo. Amin'ny fandalovany eto Frantsa dia manolotra ho anao rindran-kira aram-pilazantsara izay iarahany amin'i Rija Rasolondraibe, Vonjy, ary Sunrise. Mandrampiandry izany kosa dia mirary soa sy fitahiana ho antsika tsirairay ary aza hadino ny mitondra sy mitrotro am-bavaka an'izany fotoana sy mpanompon'Andriamanitra izany.Ny Voninahitra kosa dia hatolontsika ho an'Andriamanitra Irery ihany

Adresse de l'évenement

28 RUE ARAGO

Informations supplémentaires

Téléphone :0619098123
Téléphone 1 :0624585446
Téléphone 2 :0634129246
Ville :SAINT OUEN
PAF :10 Euros

Partager fara andriamamonjy 25 taona nihirana ho azy

Commenter fara andriamamonjy 25 taona nihirana ho azy