-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Ny sabotsy 25 sy alahady 26 mey ho avy izao, no ho tanterahana manerana ny vondron-tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena (compagnie de la gendarmerie) manerana ny Nosy, izay...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Mihamafy ny olana mitranga ao amin’ny Doanin’Andrianony ao Fenoarivo-Alakamisy, Antananarivo-Atsimondrano.
Tsy vahaolana ho an’ny disadisa nisy teo amin’ireo...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Miezaka hanatsara ny firahamoniny ny tanora ao amin’ny boriborintany fahadimy eto an-drenivohitra.
Nisesy tao ho ao ny fikarakarana fifaninanana ara-panatanjahantena...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Ankoatran’ireo mpanao politika dia maneho ny heviny ihany koa ny taranak’andriana eto amin’ny firenena. Isan’izany ny “Princesse Yasmine”. Ho azy ireo,...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Samy ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana ho filoham-pirenena tanteraka ankehitriny na ireo kandidà, na ireo mpikarakara.
Ho an’ny mpikarakaraka dia mitohy ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
1,20 metatra. Io no noheverina fa halavan’ny biletà tokana amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena ho avy izao.
Teny an-dalana anefa dia nandray safidy ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Misokatra ho an’izay manan-jo amin’izany ny filatsahan-kofidina solombavambahoaka amin’ny distrika rehetra manerana ny nosy.
Tsy nahasarika mpifaninana...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Un jeune garçon d’une dizaine d’années a été tué sur le coup lorsqu’il a été percuté de plein fouet par un...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Que ce soit dans la capitale, ses périphéries ou encore dans les régions côtières, l’insécurité est au centre des débats et...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Le vendredi 10 mai, lendemain de la fête de l’Ascension, est déclaré jour ouvrable. Tel est le résumé de la teneur du décret que le gouvernement...