-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
«Mbola azo trandrahana tsara ny fampandrosoana na fampivoarana ny tanàn-dehibe amin’izao fotoana izao», araka ny hevitry ny Association des professionnels de...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Mitohy hatrany ny fanafihan-dahalo amin’ny faritra maro toy ny any Tsaratanana, Amboasary Atsimo, Beraketa Betroka, Mahabo. Tany Ambatofolaka Tsaratanana, dahalo 25 lahy nanafika...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
«Maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana an-dalambe ny mandeha an-tongotra 270.000 isan-taona», araka ny fanambaran’ny sampandraharahan’ny Firenena mikambana momba ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Tsy afa-bela teo amin’ny polisy ireto roa lahy mpanendaka, mampikolay ny mponina eny Anosibe. Tovolahy mbola tanora satria vao 21 sy 17 taona izy ireo.
Voasambotry ny...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Tsy naharitra ! Tsy niandry ela ireo mpanao trafika andramena any Antalaha, fa vao niala tany an-toerana ireo mpitandro filaminana, niverina indray izy ireo.
Tazan’ny mponina...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Toa varimbarian’ny raharaha politika ny maro, nefa ny loza noho ny firongatry ny valala, tsy manambana na mitatao intsony fa efa mihatra hatry ny ela. Tsy any ambanivohitra ihany fa efa...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Nandriaka ny ra! Nanao tohivakana ny lozam-piarakodia teny By-Pass sy Namontana, omaly. Olona roa maty, efatra naratra mafy, ka nosokirina tao ambany kamiao ny iray.
Kamiaobe iray...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Raikitra, omaly, ihany teny amin’ny Lapan’Iavoloha ny fampiantsoan’ny filohan’ny tetezamita sady kandidà ho filoham-pirenena, Rajoelina Andry Nirina, ireo...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
« Miombom-peo ny Vondron’olon-tsotra (Vot) manerana ny Nosy fa hanohana an-dRavalomanana Lalao na i « Neny » ary vonona hampandany azy fihodinana voalohany. Efa...
-
Vendredi 17 mai 2013 à 00:00:00
Mandroso mihemotra ny raharaham-pirenena. Na ireo samy kandidà ho filoham-pirenena aza, ohatra, manahy ny tsy hisian’ny fifidianana.
Ifaninanana ny fanentanana ny tokony...