-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Hitohy anio hatramin’ny 4 ora, eny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) Ambohidahy, ny fe-potoana fara-fandraisana ny fametraham-pialan’ireo mpitondra fanjakana lasa...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
"Koa na ankehitriny aza, hoy Jehovah, miverena amiko amin’ny fonareo rehetra ary amin’ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana". (Joela 2:...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Tsy politika ihany. Nanome fiofanana momba ny sakafo ara-pahasalamana sy ny fanasana tanana ho an’ny ankizy ary ny fiatrehana ny loza amin’ny tondra-drano sy ny afo ny...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Kandidà voalohany nametra-pialana. Naneho ny heviny momba ny tokony hisintahan’ireo kandidà telo : Ravalomanana Lalao sy Ratsiraka ary Rajoelina ny kandidà...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Naneho ny heviny tamin’ny mpanao gazety momba ny famahana ny krizy eto amintsika, ny mpanelanelana Chissano, omaly. “Tsy tokony ho kandidà ireo nanongam-panjakana”,...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Les derniers évènements politiques à Madagascar viennent inlassablement nous interpeller au plus profond de notre conscience que la Grande Ile est encore loin...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
La nouvelle Constitution du Zimbabwe, promulguée le 22 mai 2013 par le président Robert Mugabe, introduit sur le papier davantage de démocratie et garantit la...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Olona telo mianaka no naratra sy may vokatry ny filatsahan’ny varatra teny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, omaly. Avy nivavaka, hamonjy fodiana izy ireo no tra-doza. Tsy...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Fianakaviana iray, monina any Ambohidanierana, ao amin’ny distrikan’i Manjakandriana, no nahita faisana vokatry ny fomba ratsin’ireo mpamaky fasana. Razana 13 no nanjavona...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Fiara taxi iray, marika Super 5, nitondra olona roa, no niharan-doza tetsy Ankorondrano, omaly. Araka ny filazan’ny vavolombelona nanatri-maso dia ny tsy fifandeferana eo amin’ny...