-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Mahavelom-panantenana. Nandresy an’i Seychelles, tamin’ny isa 2 noho 0, ny Tana Formation, teo amin’ny lalao famaranana mandroso amin’ ny fiadiana ny « Coupe de...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Efa nanomboka ary mihamafy ny fanomanantenan’ny ekipa nasionaly hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny « Afrobasket Men U16 ». Mpilalao 19 no voafantina hanaraka ny...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Fanindiminy no nisaloran’ny Bayern de Munich ny anarana maha tompondakan’i Eoropa azy ireo, eo amin’ny baolina kitra. Resiny teo amin’ny lalao famaranana ny Borussia...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Rakotry ny valala Antsirabe. Tafakatra tao an-tampon-tanànan’Antsirabe, omaly tolakandro, ny andiam-balala. Taorian’ireo distrika maro any atsimo sy any Fianarantsoa,...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
50 taona ny Holafitry ny mpampivelona malagasy ankehitriny. Mifaningotra ny tantaran’ny nanorenana ny asan’ny mpampivelona sy Ramatoa Raoelison Rafarasoa...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Omaly no nanokafana ny fanamarihana ny faha-25 taona an-tsehatr’i Rija Ramanantoanina, tetsy amin’ny CCEsca Antanimena.
Fotoana nanaporofoan’ity mpanakanto ity fa...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Mankalaza ny faha-15 taona niorenany ny Sendikan’ny mpampianatra mpanabe eto Madagasikara (Sempama), tarihin-dRaharovoatra Claude. Mahatsapa izy ireo fa manana ny lanjany eo...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Raha variana amin’ny adilahy politika ny aty Antananarivo, mitohy ny fanondranana andramena any Antalaha. Notaterin’ny mponina any an-toerana fa sambo madinika roa, efa feno bolabola...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Saika natao ho an’ny distrika ny birao vaovao eny Bongatsara Atsimondrano. Tsy nanatrika ny fotoana fitokanana anefa ny lehiben’ny distrika, ka natolotry ny primatiora lefitra...
-
Lundi 27 mai 2013 à 00:00:00
Les métiers d’hommes s’ouvrent aux femmes. 10 femmes conductrices d’engins viennent de rejoindre l’équipe d’Ambatovy.
Après deux mois de...