-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mirongatra hatrany ny asan-jiolahy ao anatin'izao krizy politika mitarozaka izao. Teny Ankadindratombo, misy sinoa voatafika ka voatifitra ny roa lahy.
Nitohy teny Ankaraobato izany ka...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
AMBB, Cosfa, Ambohipo, AT2B. Ireo ekipa efatra ireo no tafakatra hiatrika ny lalao manasa-dalana amin’ny fifaninanana “Afrobasket Tour 16 sy Gasy 2013”.
Tontosa, ny...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Niditra tamin’ny andiany faharoa, omaly, teny Ampasampito, tao amin’ny O’Garage, ny fifaninanana scooter “Challenge National”.
Hetsika nokarakarain’ny...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Tontosa, omaly, ny lalao famaranana teo amin’ny dingana voalohan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja basikety, sokajy N1A lahy sy vavy.
Fifaninanana...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mbola noporofoin’ilay amerikanina vavy, Serena Williams, fa izy no laharana voalohany eran-tany ary mpanjaka eo amin’ny taranja tenisy, ankehitriny.
Ny asabotsy lasa...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Araka ilay voalaza, noraran’i Frantsa tsy hahazo hivahiny any amin’izy ireo ny filohan’ny Tetezamita mivady.
Ho an’ny CT Randrianasolo Nicolas, « efa...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Manaraka ny lojika. Resabe ny fanamafisan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES) ny fanambarany. Amin’ny maha mpitsara azy, nilaza ny mpikamban’ny CST, Maharante...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Niaiky ny praiminisitra, Beriziky Omer, fa tsy nanao sonia ilay fanemorana ny datim-pifidianana ho amin’ny 23 aogositra, nivoaka farany teo.
Nilaza izy tany Antsirabe, raha sendra...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Ho raikitra amin’ny 23 aogositra ihany ve ny fifidianana filoham-pirenena? Mbola misy fifandroritana eo amin’ny governemanta sy ny Cenit. Mety mbola hiova io datim-pifidianana...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Dans le cadre de la mise en œuvre de son programme « English accès microscholarsip program », l’ambassade des Etats-Unis a octroyé des bourses...