-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Une chance pour 64 jeunes lycéens. Les meilleurs, issus de familles défavorisées ont eu l’occasion de suivre des cours gratuits en langue anglaise, sous caution de...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Hetsika iray, natao ho fanoitra ho an’ny sehatry ny famoronan-damaody eto amintsika ny « La mode en direct », notontosaina ny alin’ny zoma lasa teo, tetsy...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mety amin’ny fampisehoan’ny tarika AmbondronA ve ny efitranon’ny CCesca ? Fanontaniana napetrak’ireo tsy dia naharaka firy ny tantaran’ny tarika izany.
Eny...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo mpanamory handray anjara amin’ny “Rallye Dzama Event”, karakarain’ny klioba Asacm, ny ekipazy Radom. Niova Golf Type III look Type IV ny fiara...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mozika sy dihy, noravahan’ny tamberina nitety ny 25 taona lasa. Izany no indray nifamahofaho nandritra ny fampisehoan’ny tarika Johary.
Hira 40 teo ho eo! Mety tsy mino...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Nanome toky ny filohan’ny Tetezamita, nandritra ny fiarahabana tratry ny taona teny Iavoloha, ny volana janoary teo, fa hanamboatra lalam-baovao avy aty an-drenivohitra mankeny Ivato,...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
600 ireo mpianatra nandray anjara amin’ny hetsika «Miaina miaraka» taona 2013 teny amin’ny kianjan’Alarobia, ny alakamisy teo.
Avy amin’ny foibe miahy...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
«Tsy ampy lanja ny zaza efatra amin’ny 10 ho an’ny faritra ao Vakinankaratra, ahitana distrika fito», hoy ny mpiandraikitra ny fandaharanasa fanjarian-tsakafo eny...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Mouvance Ravalomanana : La candidate de la mouvance Ravalomanana, Lalao Ravalomanana Rakotonirainy était hier en visite à Antsirabe, accompagnée, entre autres, des...
-
Lundi 10 juin 2013 à 00:00:00
Miverina mandray ny asany avokoa ny mpiasan’ny hetra rehetra manerana ny Nosy, anio alatsinainy. Mijanona, araka izany, ny fitokonana nataon’izy ireo, ny herinandro lasa...