-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Mandroso, mihemotra sady mivadibadi-dela ny governemanta. Nanipy baolina indray izy ireo, omaly tamin’ny filankevitry ny governemanta, teny Mahazoarivo, [...]
ary nanolotra...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Homena ny sata manokana, araka ny nolanin’ny filankevitry ny governemanta, omaly teny Mahazoarivo, ireo filoham-pirenena sy filoham-panjakana teo aloha. « Mba hiantohana ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Mampiaiky volana. Tsy andrenesam-peo mihitsy ny Komity Olympika Malagasy (Com) hatramin’ny nahavitan’ny Lalao Olympika 2012 (J.O) tany Londres, Angleterre. Ny tatitra mikasika ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Nanomboka omaly ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja tenisy, ho an’ny sokajy U-14 lahy sy vavy, ho an’ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo hifaninana amin’ny “Rallye Dzama Event”, any Antsirabe, ny ekipazy Le Roi Lion. Vonona izy, miaraka amin’ny fiara P.206 WRC. Hanome fahafinaretana ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Anaa Quator - Hiaka-tsehatra etsy amin’ny CGM
Tanora efatra mirahavavy, miavaka amin’ny fahaizany mampiara-peo ary efa manomboka fantatry ny maro ny Anaa Quator....
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
"Tsy maintsy amin’ny 24 jolay ny fifidianana, ary vonona hitarika vahoaka hidina an-dalambe hanohana ny hanatanterahana ny fifidianana izahay."
Io no fanehoan-kevitry ny...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Ifanaovana antsojay ny fanambazana fanesorana na tsia parlemanteran’ny Tetezamita, amin’izao faramparany izao. Hoesorina izay tsy miaraka amin’ny mpitarika tany am-boalohany...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Inona ihany no vahaolana amin’izao krizy izao? Miroso amin’ny dingana fampihavanana ny FFKM. Hampihaona ireo filohan’ny ankolafy efatra... daty sy toerana sisa fa hihaona...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Le travail d'un pompier est un travail qui nécessite un savoir-faire, une grande détermination et de l'audace. Raison pour laquelle leur recrutement se fait par...