-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
«Tena tsy hitanay intsony izay anaovana ireo ravina ravintsara…». Tenin’ny filohan’ny fikambanana Tsarafara, Andriantsarafara Rabakoarisoa, any Tsiazompaniry,...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Tsy mbola mazava ny fampiharan’ny ACM ilay haba momba ny fandriampahalemana sady fahazoana antoka ho an’ny mpanjifa antoka (sureté) eny amin’ny seranam-piaramanidina...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Nampikatso ny firenena ny tsy fandraisan’andraikitr’ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany. Niaiky ho anisan’izany ny mpikamban’ny CST Vaovao Benjamin,...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Nakatona ny asabotsy 8 jona teo ny haino aman-jery Kolo TV sy ny Kolo Radio. Fanapahan-kevitra noraisin’ny minisiteran’ny serasera io fanakatonana io.
Manoloana izany, nilaza...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
« Cela suffit ! » a déclaré Benjamina Ramanantsoa, ministre des Transports et membre de l’Escopol, montrant du doigt les responsables du blocage...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Au risque de surprendre plus d’un détracteur et anciens compagnons de route, réfugiés derrière le pathétique postulat de mouvement du 13 mai,...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Ça bouge de nouveau du côté du FFKM. Après plus d’un mois de concertation, ce Conseil prend ses dispositions.
Les quatre chefs...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Talen-tsekoly iray no naratra voatifitry ny jiolahy miisa 14 nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, ny alin’ny zoma lasa teo tany Vavatenina. Tao amin’ny fokontany Antevina,...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Mbola manaraka fitsaboana ary ambenana mafy ao amin’ny hopitaly HJRA ilay jiolahy voatifitry ny zandary teny Alasora, ny herinandro teo. Voatifitry ny zandary teo amin’ny ranjony...
-
Mercredi 12 juin 2013 à 00:00:00
Saika hatao inona ? Basim-borona Baikal Calibre 12 vita rosianina miisa dimy no saron’ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahadimy, teny Fasan’ny Karana, afakomaly....