-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tonga niatrika ny sampandraharahan’ny polisy ara-toekarena teto Antananarivo, ny faha-10 jolay teo, ny talen’ny famoahana ato amin’ny Groupe Ultimamédia, Franck...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Ny distrikan’i Maintirano ao amin’ny faritra Melaky no nandray ny fankalazana ara-pomba ofisialy ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mponina tamin’ity taona ity...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tarika tanora mpihira a capella ahitana mpikambana miisa 14 mirahalahy avy ao amin’ny Yale University, Etazonia ny Whiffenpoofs ary nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety tao...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Nampihoron-koditra! Habibiana tsy nisy toy izany no namonoan’ny dahalo ny raim-pianakaviana iray monina ao amin’ny fokontany iray ao Amboasary Atsimo, ny herinandro lasa...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy ny fanasaziana no mahamaika, raha ny nambaran’i lehiben’ny komisionan’ny ranomasim-be indiana. Hanampy ny malagasy no atao, hoy kosa i Ramtane Lamamra. Manao tolo-tanana...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Mpandray baiko avy amin’ny tompon’andraikim-panjakana sivily ambony fotsiny ihany ireo tompon’andraikitra voalohany ny filaminana eto amin’ny firenena raha ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Any amin’ny malagasy ny baolina ! Io hatrany no tenin’ireo olon’ny GIC, tamin’ny fahatongavan’izy ireo teny Ivato, ny talata lasa teo.
Raha ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Anisan’ny nandrasana ny fihaonan’ny iraky ny vondrona iraisam-pirenena (GIC) sy ny CENI-T, tarihin’i Atallah Béatrice, omaly tetsy amin’ny Colbert. Resaka...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
“Mila fotoana maharitra ny fanaovana ny fampihavanam-pirenena fa tsy tokony atao ankamehana mba tsy hitera-doza vaovao hafa indray eto amin’ny firenena”, hoy ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Les actes de banditisme en tout genre, vol, viol et tuerie ne cessent en ce moment de noircir les pages des différents quotidiens à Madagascar.
On ne peut échapper...