-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy kely lalana ny ratsy! Rehefa tsy any am-baravarana, na mandoaka rindrina ny jiolahy, dia any an-tafon-trano indray izy ireo no miditra mandritra ny fanafihana.
Na izany aza, tsy...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tonga tao amin’ny polisy ekonomika ao Ambohidahy, afakomaly, ny talen’ny famoahana ny vondrona Ultima Média, Ramarosaona Franck, araka ny fiantsoana azy. Raha ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Orange a lancé hier « Orange Money Transfert International », un service de transfert d’argent international, simple, rapide et à un prix compétitif....
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Actuellement, la recherche d’emploi ou même de stage en entreprise est de plus en plus difficile notamment depuis quelques années.
Afin que les étudiants...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
"Tapi-dalan-kaleha ny tondrozotra najadon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena sy ireo mpanao politika mpiray petsapetsa aminy." Io no fanambaran’ny Otrikafo sy ireo...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
"Ny tondrozotra no nentin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena hivoahana amin’ny krizy. Nefa, miharihary fa mikatso izany: be ny zavatra tsy tanteraka, ary misy zavatra tsy...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy nitsitsy mihitsy ! « Ahina hitera-doza io fampihavanana hataon’ny FFKM io… Tsy tokony hahamaika izany. Azo atao amin’ny fotoana rehetra sady tsy vita indray...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Mbola atokisana ny hisian’ny fifidianana amin’ity taona ity. Fanambaran’ny filohan’ny Cenit, Atallah Béatrice, io taorian’ny nihaonan’izy ireo...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Hentitra ny ankolafy Ravalomanana. « Tsy ho tafavoaka amin’ity krizy isika raha mitohy ny sakantsakana amin’ny fiverenan-dRavalomanana an-tanindrazana », hoy ny...
-
Vendredi 12 juillet 2013 à 00:00:00
Namoaka fanambarana ny avy ao amin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny Fampandrosoana, mahakasika ilay tetikasa, fanamboarana kianjana « Golf » eny...