-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Nosafidina manokana i Nosy Be nametrahana ny tetikasa fampandrosoana Pôle intégré de croissance (Pic), miaraka amin’i Taolagnaro, Antananarivo sy...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Mitentina 300 miliara dolara ny harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara, mbola tsy ao anatin’izany ny solika. Fanadihadiana nataon’ireo manampahaizana momba ny harena...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Efa vonona avokoa ny lamina ara-teknika mikasika ny fampiasana ilay « carte grise » vaovao biometrika, fa ny fanendrena ny tompon’andraikitra avy any amin’ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Hentitra amin’ny Gic sy ny mpanelanelana ny fanehoan-kevitry ny MFM tamin’ny alalan-dRaveloson Constant, tao amin’ny Magro Behoririka, ny asabotsy teo.
« Tena...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Inona na ahoana ihany ny hivoahana amin’izao krizy izao? Ny an’ny ankolafy Zafy Albert, fanaovana fifidianana volavolana Lalàmpanorenana.
"Sarotra ny hampitaha...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
On peut dire que Médard Ntep, le président de l'Ong Cœur de France Monde, à la rancune tenace.
Interrogé par des journalistes sur les raisons pour...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Les 200 hectares de rizières de la commune rurale de Bemanonga, dans le district de Morondava, seront de nouveau irrigués.
Inutilisable depuis sa récente...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray no maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-piarakodia nitranga tao Androvakely Antanifotsy, afakomaly hariva. Vehivavy iray hafa kosa naratra mafy. Teo amin’ny PK...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Manao tohivakana hatrany ny fanafihan-jiolahy miharo vonoan’olona any amin’ny faritra Androy. Jiolahy miisa 10 nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no tompon’antoka...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Nitrangana fanafihan-jiolahy miisa 30 nirongo basim-borona sy fitaovam-pidiana hafa tao Andasy, fokontany Fierena, kaominina ambanivohitr’i Tambohobe Ihosy, ny herinandro lasa...