-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Milaza hatrany ny tatitra navoakan’ny Departemantam-panjakana amerikanina ho an’ny taona 2013 (TIP) ny volana jona teo, mikasika ny fanondranana olona an-tsokosoko sy ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Ao Ambavahadimangatsiaka ahitana ny tobim-piantsonan’ny taksiborosy mankany Soanindrariny, misy olona milaza ho mahalala ny tomponandraikitra ao amin’ny sampandraharaha teknika ao...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Vao manomboka ny fanadinana CEPE dia mahita olana sahady. Mandrahona ny tsy handray anjara amin’ny fitsarana ny fanadinana anio ny mpampianatra ao Mampikony.
Ny fanesorana ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
… Fa nahoana? Satria fantany fa tsy hananam-piry fa isika Malagasy ihany no tompon’ny hiragasy. Na hitety izao tontolo izao aza izy ireny, tsy hahita fomba fandidy lokanga sy...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Anjara, mpitarika ny groupe Anjarany Gn’Anosy. Tanora nisafidy ny hanao ny mangaliba. Na efa misy aza ireo mpanakanto miangaly ity karazan-kira ity, amin’ izao fotoana izao,...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Hetsika iray miavaka eo amin’ny tontolon’ny jazz ny « Walking jazz », noho izy manome vahana ny tanora hifandray mivantana amin’ny mpankafy.
Hiato kely ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Notanterahina teny amin’ny kianja filalaovana tenisy Ambohibao, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’Analamanga, ho an’ny...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Hatomotra kely ohatry ny oron-tsaka. Ny 19 jolay – 4 aogositra izao, any Barcelone, Espaina, no hanatanterahan’ny federasiona iraisam-pirenena eo amin’ny taranja lomano...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Nirongatra hatrany ny fanondranana an-tsokosoko hazo andramena tato ho ato. Tsy hita izay andraikitra tena raisin’ny fanjakana, araka ny fijerin’ny fikambanana fiarahamonina...
-
Mardi 16 juillet 2013 à 00:00:00
Manampy ireo orinasa miara-miasa aminy, manome tolotrasa azy ny Tetikasa Ambatovy. Notanterahina ny 19 jona, ny 2-4 jolay teo ny fiofanana ho an’ireo mpampiofana, mikasika ny ady...