-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
«Tsy hampiova ny daty hamoahana ny valim-panadinana CEPE, amin’ity taona ity, ny fitokonana nataon’ny mpampianatra mpitsara sasany ny alarobia teo», hoy ny...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Andiany fahenina, amin’ity taona ity, ny mariazy faobe nataon’ny boriborintany I. 21 indray ireo mpivady vao nisora-panambadiana omaly tetsy Analakely.
Avy amin’ny...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Hotanterahina, ny 19 ka hatramin’ny 25 aogositra ho avy izao, ny «Tournoi des Princes», eo amin’ny taranja tenisy. Andiany fahatelo no hotontosaina, amin’ity...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
“Izay ekipa mahavita sy nanao ezaka, tsy maintsy tohanana”, hoy i Dimbiarisoa José, fantatry ny maro amin’ny solonanarana hoe : José Kely, nandritra ny...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Toy ny mahazatra, miandry ny tatitra avy amin’ny Cocan tamin’ny fandraisantsika ny “Afrobasket U16 Men 2013” ny rehetra.
Tsiahivina fa mitana ny laharana...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Nisesy ny fitokanan’ny praiminisitra lefitra miadidy ny fampandrosoana sy ny fanajariana ny tany (VPDAT), Andrianainarivelo Hajo tany Fianarantsoa. Fiarabe « benne »...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Nanomboka tamin’ny fanjanahantany ny fitrandrahana kraomita any amin’ny faritra Betsiboka, nefa tsy mbola nitondra fampandrosoana hatramin’izao. 1921-1923, efa niantomboka...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
« Tsy misy na inona na inona vita eto raha tsy eo ny fiarahana amin’ny fikambanana iraisam-pirenena, ny fisokafana amin’ny any ivelany », hoy ny tale...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Niteraka resabe sy adihevitra amin’izao fotoana izao ny momba ny fanavaozana ny fitsarana manokana misahana ny fifidianana (CES) ary ifandroritana izany. Hita taratra anefa fa maika...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Daudet Rarivoson est le premier d’une longue liste de journalistes qui vont remettre sur les rails l’ordre des journalistes, perturbé en 2009 par des circonstances...