-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Le conseil d’Etat statuera aujourd’hui sur la poursuite ou non de l’émission des stations audiovisuelles Kolo TV et radio. Le verdict est très attendu chez les...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Le président d’honneur de la «Plateforme nationale des jeunes (PNJ-Mazava)», Sylvain Rabetsaroana, vient de sortir un livre dans lequel il présente sa vision...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Menaky ny aina, solofo sy dimby… Santionany ihany ireo amin’ny teny (n)entin’ny Malagasy (n)amaritra ny lanjan’ny zanaka. Ankehitriny, mbola mipetraka tokoa ve ilay...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Vao tsy ela akory, nanambara tamin’ny mpanao gazety i Jerry Marcoss fa tsy “manager”-ny intsony i Zoky Vonjy, ary tsy mitantana ny J.M Production intsony...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Fampiarahana ny dihy sy hira vakodrazana, avy any avaratra, atsimo ary avy eto afovoan-tany no tena ilofosan’ny tarika Sagotro Folklore Madagascar.
Amin’izao fotoana izao,...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Tsy hangina sy tsy hoe tsy hanan-katao intsony ireo ankizy tanora eto Antananarivo sy ny manodidina, tsy mba afaka miala sasatra any amoron-tsiraka, mandritra ity fotoam-pialan-tsasatra...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Raha vao miteny hoe manan-karena zavaboahary sy tontolo miavaka i Madagasikara, ny tontolon’ny fizahantany no mby ao an-tsaina voalohany.
Tsy ny mpizahatany ihany anefa no mahita...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Omen-danja ny fanaraha-maso ny masomboly
Tapaka nandritra ny filankevitry ny governemanta ny 16 jolay teo, ny fametrahana ny foibem-pirenena manara-maso ny masomboly. Ilaina ny fandravonana...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Namora zazalahy 100 mahery tao amin’ny EPP Manjakaray, fokontany Manjakaray II B, ny fikambanana Pro Ravalomanana, omaly. Sady noforaina maimaimpoana izy ireo no nahazo kilalao ihany...
-
Vendredi 19 juillet 2013 à 00:00:00
Notanterahina, hatry ny omaly ary mitohy anio, ny Andro monisipaly ho an’ny fahasalamana eto amin’ny kaominina Antananario renivohitra. Mandray anjara amin’ny fitsaboana...