-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Quand le recoupement n’existe pas, les informations ne doivent pas être divulguées. Fafah du groupe Mahaleo en a été victime...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Olona miisa efatra no maty nokapakapain-dRekamainty sy namany tany Andaza, kaominina ambanivohitr’i Mahafaly, ny herinandro teo. Andro tsena no nitrangan’io vonoan’olona...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Nahazo loharanom-baovao avy amin’ny sefom-pokontany ny zandary fa misy lehilahy iray mitondra basy vita gasy tao Anjeva, afakomaly. Nohamarinin’ny zandary ary hita tokoa ilay...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Zazalahikely vao 4 taona monja no nanamparan’ny sasany ny habibiany, tany amin’ ny fokontany Androhihava, Analalava, ny talata lasa teo. Araka ny vaovao avy any an-toerana, sy avy...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Fampihorohoroana ? Grenady iray no hitan’ny olona vao maraina, teny 67 ha, omaly. Nanoloana ny varavaran’ny tokantranon’olona iray eny an-toerana no nahitana ity...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fifandonan’ny dahalo sy ny zandary any amin’ny faritra atsimo. Nahatratra 55 ny isan’ireo dahalo maty voatifitra, vehivavy ny efatra, omaly.
Olona dimy avy...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Miroso amin’ny fanalavam-potoana indray. Raha tsy misy ny fiovana, handao an’i Madagasikara, anio, ireo delegasiona mpanelanelana tarihin’i Chissano.
Hihaona...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Miteraka fanehoan-kevitra samihafa ity resa-politika mitarazoka ankehitriny ity.
Isan’ireo tsy sarotiny ary tsy miditra lalina amin’izay adihevitra mitranga any i...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
La nouvelle loi portant sur la création de la Cour électorale spéciale (CES) a été déclarée conforme à la Constitution par la Haute...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Après la décision de la HCC selon laquelle la loi n°2013-008 portant restructuration de la CES est conforme à la Constitution, le président de la transition...