-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Hotanterahina ny alahady 4 aogositra ho avy izao, ny fandraisan-tanana ny mpitandrina Razafimamonjy Dina, hiasa eo anivon’ny fitandremana FJKM Katedraly Analakely.
Raha tsiahivina,...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Angavokely, «tendron’Antananarivo», sy tanànan’Ankadimanga indray no nitondran’ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) ny mpankafy dia...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Tamin’ny volana marsa teo, nanatanteraka «festival» hitiliana ireo mpanakanto malagasy heverina fa manana vokatra azo atolotra ny tsena iraisam-pirenena ny Libertalia-Music...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Nanomboka, omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 17 aogositra izao, etsy amin’ny Alliance française Antananarivo (AFT) etsy Andavamamba, ny andiany faha-18 amin’ny «jeux...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Vakinankaratra, faritra malaza ho taniketsan’ny mpanakanto. Manana ny “Mamahoaka”, kolontsaina iray naneho ny endriky ny firaisankina, izay nakana ny anaran’ny...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Tsara toerana ny Homéopharma aty amin’ny ranomasimbe Indianina. Dimy taona izay nidiran’ny Homéopharma, mpamokatra fanafody sy fanampin-tsakafo vita amin’ny...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
«Open de l’Océan Indien». Io no anaran’ny fifaninanana eo amin’ny taranja jiu-jitsu karakarain’ny Jiu-jitsu Brésilien Esca miaraka...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Fantatra izao fa tsy afaka hiatrika ny «Master 1000», taranja tenisy, ilay mpilalao laharana voalohany frantsay, Jo-Wilfried Tsonga. Fihaonana izay hatao any Montrela, faritra...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Hotanterahina amin’ny toerana iray dia ao Montauban, Frantsa ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany ho an’ny sokajy zandriny “Jeunes” sy ny vehivavy, ho an’ity...
-
Vendredi 02 aout 2013 à 00:00:00
Hatry ny omaly, efa mandeha ny fitsarana ny taratasim-panadinana BEPC toy ny etsy amin’ny lycée Rabearivelo sy LMA. Efa nisy ihany koa anefa ny fitsarana nanomboka ny alatsinainy...