-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Tsy hanaiky hatramin’ny farany. Niakatra ny renivohitra ireo olona ifotony mitarika ny fikambanam-behivavy 8 marsa avy any amin’ny faritra Analanjirofo.
Tsy...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Tsy araka ny voalaza amin’ny onjam-peo. Nitondra fanamarihana ny mpampaka-tenin’ ny Cenit, Rakotondrazaka Fano, omaly, fa tsy famolavolana tetiandrom-pifidianana no...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
"Tsy vahaolana ny fanavaozana ny CES, fa vao mainka hampiditra an-kizo ny firenena." Io ny fanehoan-kevitry ny mpikamban’ny CST, ankolafy Ravalomanana, Rakotoamboa Jean Louis,...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Tsy fampitandremana intsony. Ho avy amin’izay ny Vondrona eoropeanina, hanasazy ireo rehetra olona manakana ny dingan’ny fifidianana sy ny fampiharana ny sori-dalana.
Izay no...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Voatazona ao amin’ny polisy misahana ny ankizy tsy ampy taona, hatry ny omaly, ilay raim-pianakaviana nanolana ny zanany vavy efatra tsy ampy taona sady namindra aretina azo avy...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Tarazo ratsy nentin’ny fombam-piainana nifandimby teto amin’ny firenena ny herisetra mianjady amin’ny ankizy izay miseho amin’ny endriny maro samihafa sady miova isaky...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Hanamarika ny taom-baovao malagasy, Alahamady, mandritry ny hateloana eny Anosimanjaka, toerana niaviany ny fikambanana Zanadranavalona manomboka ny faha-8 aogositra izao.
Nanome...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Mbola miaina anaty antsojay avy amin’ny tomponandraikitra ambony misahana ny CSCA, vaomiera manokana misahana ny haino aman-jery, amin’ny haino aman-jery tsy miankina Kolo TV sy...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Jazz à Domergue va mettre Cannes à l’heure du swing du 9 au 12 août avec 4 belles soirées qui permettront au public de vibrer aux sons du jazz dans un...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Aides extérieures : une baisse de l’ordre de 26,2% en 2012 selon la primature
C’était prévisible depuis le début de la crise en 2009, les aides...