-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Efa afaka mandray an-tanana ireo reny mitondra vohoka sy zaza vao teraka mila vonjitaitra ny toeram-pitsaboana rehetra ao amin'ny distrikan'i Betioky sy Toliara II, araka ny tatitry ny komity...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Nanolotra boky sy ordinatera ho ana toeram-pampianarana miankina amin'ny fanjakana sy tsy miankina, 45 eto an-drenivohitra sy any amin'ny faritra ny fikambanana Picardi Madagasikara, izay...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Niakatra ny ankamaroan'ny vidim-panafody eny amin'ny farmasia, araka ny fanamarihin'ny mpividy tao anatin'ny telo herinandro, eto an-drenivohitra.
Manodidina ny 10% ka hatramin'ny 25% eo...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Hotanterahina eto Antananarivo ny 8 ka hatramin’ny 12 aogositra izao ny fihaonambe nasionalin’ny ankizy katolika eto Madagasikara. 8 ka hatramin’ny 14 taona ireo handray...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Araka ny antontan’isa farany navoakan’ny Instat, nitombo hatrany ny vola niditra tamin’ny fanondranana hoditr’omby, tato anatin’ny telo taona farany. Raha...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Seha-pihariana maromaro no tojo fahasahiranana noho ny afitsoky ny hatsiaka mamirifiry. Ho an’ny sehatra sasany aza, miantraika amin’ny isan-tokantrano mihitsy ny...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Mbola tsy nahatsiaro mangirifiry mafy toy izao ny maro an’isa indrindra amin’ny Malagasy. Araka ny fanadihadiana nataon’ny Afrobaromètre, 2/3 amin’ny vahoaka...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Vehivavy mpandraharaha miisa 27 avy aty Afrika sy Madagasikara no any Etazonia mijery akaiky ny fomba hampiroboroboana ny orinasa madinika sy salantsalany tantanan’izy...
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
Vita tanteraka, ankehitriny, ny fefiloha eny Ambohitrimanjaka, miantoka ny fanondrahana ireo tanimbary, fanaovana varialoha, ao anatin’ny distrikan’Ambohidratrimo sy Atsimondrano....
-
Mercredi 07 aout 2013 à 00:00:00
«Avelao hifidy ny tiany ny vahoaka. Fanaovana tsinontsinona ny fitsarana malagasy ny fanafoanana ny didy efa navoaka» , hoy ny sekretera jeneralin’ny Vahoaka miray (Vami),...