-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Notsofin-drano, ny alahady teo tao amin’ny Ekar Anosizato, ireo mpikabary niofana tao amin’ny Sodifafana Mitafa Anosizato. Anisan’ireo mpikabary 480 nivoaka tao Mahamasina,...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Hanomboka ny alatsinainy ho avy izao ny fanadinana hakana ny diplaoma bakalorea amin’ny fampianarana ankapobeny.
Hoezahina ny hahafahan’ny mpiadina rehetra manala...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Hier, des douzaines de ministres africains de la Santé et des fonctionnaires chinois de la santé se sont réunis à l’occasion du forum ministériel sur...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Miditra lalina amin’ny raharahan-tokantranon’i Madagasikara ny Vondrona iraisam-pirenena, araka ny tsapan’ny Antokon’ny kongresin’ny...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
“Tandremo sao ho ravan’io fandraisana baiko avy amin’ny vahiny, sy ny fampirisihan’ny vahiny handika lalàna io ny fanjakana.[...]
Noho izany, tsy ho...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Mifantoka amin’ny fampodiana ny filoha teo aloha Ravalomanana avokoa ireo volavolan-kevitra ao anatin’ilay “convention de paix” izay nifampidinihan’ireo ankolafy...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Tontosa tao Mahajanga omaly ny famindram-pahefana teo amin’ny lehiben’ny faritra Boeny teo aloha, Rasoloniaina Jean Christophe, sy ny administratera sivily Jaffar Amad Saïd,...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Entre fin 2007 et 2008, les apiculteurs de Toamasina constatent la disparition progressive des abeilles. Pendant la même période, la société minière Ambatovy...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Nandravarava teny Sabotsy Namehana sy Ilafy ny jiolahy, omaly alina. Mpiandry tanàna iray maty notifirin’izy ireo. Sendra ny nahay azy kosa anefa teny Ilafy, ka jiolahy roa no...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
De nombreux observateurs s’interrogent sur la nécessite de ces requêtes, ou plus précisément de cette demande en révision stipulée par...