-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Natao sonia tany Toliara, ny 12 aogositra teo, ny fiaraha-miasan’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana (Bad) sy ny governemanta malagasy.
Nanao sonia izany fifanarahana izany...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Manodidina ny 100.000 dolara ny fampiasam-bola nataon’ny orinasa tsy miankina ho an’ny tohana ara-tsosialy.
Nifantoka tamin’ny lafiny sosialy, indrindra ny vonjy...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Les membres de la Cour électorale spéciale (CES) sont actuellement en train d’étudier au cas par cas la situation des candidats qui font l’objet de...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Na tsy re firy aza, tena mbola misy ny andiam-balala eto amintsika. Tsy niitatra firy izy ireo noho ny vanim-potoan’ny ririnina, indrindra ny aty afovoan-tany sady avo toerana. Na izany...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Vao maimaina ny toetrandro, mirongatra indray ny doro tanety saika isaky ny faritra maro. Fomba fanao efa mahazatra ny mahita tanety mirehitra, saingy tsy mbola fantatra kosa ny antony...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Tao anatin’ny 5 taona nisesy, tafakatra 3% ka hatramin’ny 4%-n’ny olona tonga manao fitialiana eny amin’ny Amadia, tratran’ny diabeta. Nirongatra ny...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Notolorana mari-pankasitrahana ireo mpianatra eny amin’ny oniversite nampiroborobo ny fametrahana tontolo milamina ao anatin’ny oniversite sy ny manodidina rehetra. Tao...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
«Miasa andro sy alina tsy tapaka ny fandraisana ny antson’ny tanora ao amin’ny Allo Fanantenana laharana 511, izay maimaimpoana. Fakàna torohevitra no...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Notanterahina omaly tetsy amin’ny Ekar Faravohitra ny fitsofan-drano ireo mpianatra hanala fanadinana bakalorea manovo fianarana ao amin’ny cours Aceem.
Nanotrona izany ny...
-
Samedi 17 aout 2013 à 00:00:00
Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fanabeazana ny ankizy sy ny tanora ny haino aman-jery.
Tsikaritra anefa fa mampananosarotra ny fanabeazana azy ireo ny gaboraraka eo...