-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Taorian’ny fitetezam-paritra ho fampahafantarana ilay sarimihetsika «Adisanina», fantatra izao fa rahampitso 28 aogositra, manerana ny Nosy, no hamoahana ho VCD sy DVD ity...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Hotontosaina, ny 29 ka hatramin’ny 31 aogositra izao any Tsihombe, ny « festival Rebeke » andiany fahafito.
Anisan’ny mampiavaka ity hetsika ity ny fanomezany...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Les arnaques via le net commencent à prendre de l’ampleur à Madagascar. La semaine dernière par exemple, un Malgache a escroqué deux femmes afin de leur soutirer...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Manomana atrikasa iray, ny 20 sy 21 septambra ho avy izao, ho fampahafantarana ny zon’ny mpiasa ny Pastoralin’ny mpiasan’ny orinasa (PMO) miaraka amin’ny Birao...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Any amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony ny fototry ny olana raha mbola tsy voaloa ny tambin-karaman’ireo mpampianatra...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Mitohy ihany ny fatiantoka amin’ny tetibolam-panjakana hatramin’izao.
« Tsy mora ho an’ny Tahirim-bolam-panjakana ny nandrindra ny fidiram-bola mihena...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Manomboka izao, tsy maintsy manana taratasy manokana momba azy ny omby (Fiche individuelle de bovidé) hoentina amidy rehetra.
Nanaovana atrikasa ny fanomezana izany Fib izany,...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Ao anatin’ny vanim-potoana fahavokaran’ny voatabia, amin’izao fotoana izao, kaominina Andina, distrika Ambositra. Eo anelanelan’ny volana jolay sy oktobra, isan-taona,...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Miandry ny marimaritra iraisana ! “Mbola ifampiresahana eo anivon’ny filankevitry ny governemanta ny momba ireo hisolo ny toeran’ny minisitra lasa kandidà....
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Nametra-pialana fanindroany, omaly, ny ambasadaoro Camille Vital, amin’ny maha kandidà ho filoham-pirenena azy. Nanterin’ity kandidàn’ny Hiaraka isika ity,...