-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Fikambanana mikarakara sy mitondra tanora 15 hatramin’ny 25 taona manao fialan-tsasatra iombonana (colonie de vacances) ny Maneva malagasy club.
Mampiavaka azy ny fitaizana ny tanora...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo tanora nandray anjara tamin’ny dia natao ny taona 2000 i Ianjatiana Fafa.
Tany amin’ny valan-javaboaharin’Andringitra, sady niakatra teny an-tendrony...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Atrikasa iraisam-pirenena no nokarakarain’ny orinasa afrikanina tatsimo, Continental outdoor media, manana sampana eto Madagasikara sy atsy Maorisy, misehatra amin’ny lafiny...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Tsy afa-nandingana ny fihodinana voalohany teo amin’ny fifanintsanana amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, taranja judo, i Asaramanitra sy Janeiro. I Elie Norbert sisa no...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Amin’ny ankapobeny, tsy nomena fahalalana mahakasika ny lalàna mifehy ny asa sy ireo zo fototra ao anatin’ny asa ny mpianatra, mandritra ny fiofanany eny amin’ny...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny taona fahatelo niaraha-niasa ny Mouvement français pour la planification familiale (MFPF) sy ny Fianakaviana sambatra (Fisa) ao anatin’ny fandaharanasa...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
«Ary raha zanaka, dia mpandova ; eny, sady mpandova an’Andriamanitra no mpiray lova amin’i Kristy koa,…» (Rom.8. 17 a).
Izay no teny fanevan’ny...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Tanora tany amin’ny 4.000 tany ho any no indray nifamotoana nandritra ny “Smile party XXL”, izay notontosaina tetsy amin’ny kianja Annexe Mahamasina, ny alin’ny...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Nivoaka ihany! Rehefa noketrehina ela, tonga eto an-toerana sy azo jifaina amin’izay ny rakikira voalohan-dry Agrad & Skaiz, izay natao “pressage” tany...
-
Mardi 27 aout 2013 à 00:00:00
Anatin’ny fitetezam-pirenena aty amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina i Matt Houston. Mahavelombolo, sy azo itarafana sahady ny endriky ny seho hotontosainy eto Madagasikara...