-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Notontosaina, omaly teny Ambohimanga Rova, ny fanokafana tamim-pomba ofisialy ny andiany fahafolo amin’ny « festival Angaredona », hetsika fampahafantarana ny mozika...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Manodidina ny 31.000 dolara eo ho eo ny tetibola tadiavin’ny ONG iray, Pink Forest, mamolavolana tetikasa ho fiarovana ny baobab eto Madagasikara. Ao anatin’ny ala 250.000 ha...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Nisokatra ny asabotsy teo, ao amin’ny hotely Ibis Ankorondrano, ny fivorian’ireo firenena aty Afrika mpikambana ao amin’ny Consortium africain des fonds pour...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Efa am-perinasa tanteraka na tsy re tsaika aza ireo tambajotra mpanohana ny kandidà Rabemanantsoa Brigitte (TMDB), filoha nasionalin’ny Ampela manao...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Manan-jara ny fikambanana Hery vaovao ho an’i Madagasikara sy ny kandiàny, Rajaonarimampianina Hery tao Mananjary. Norasin’ny tanora maro ao an-toerana izy, ny...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Tapitra ny fe-potoana nomen’ny Pr Zafy Albert. Tsy nanala ny praiminisitra ny filohan’ny Tetezamita...
Efa dila ela ny roa andro, nangatahin’ny Pr Zafy Albert...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Tsara tsodrano tany amin’ny faritra Atsinanan’ny Nosy koa ny kandidàn’ny Hiaraka isika, Camille Vital Albert, ny faran’ny herinandro...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Nanohy ny fitsidiham-paritra tany atsimon’ny Nosy ny kandidàn’ny Malagasy miara-miainga (MMM), Andrianainarivelo Hajo, ny faran’ny herinandro teo.
Voazaha i...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Tantara mitohy ! Tsy misy kandidà amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy izao Rajoelina Andry sy Ravalomanana Marc. Tsy midika izany fa tapitra hatreo ny adin’izy...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy niova hevitra ! Nanapaka ingahy Ravalomanana Marc fa Robinson Jean Louis no kandidà tohanan’ny ankolafy tarihiny amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy izao....