-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Après Fianarantsoa, le candidat du parti Malagasy miara-miainga (MMM), Hajo Andrianainarivelo a poursuivi sa tournée dans le Sud-Ouest, notamment à Betioky et à...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy nampoizina. Raha betsaka no nanantena sy nilaza fa Rakotomalala Sitraka no handrombaka ny dingana farany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amon’ny...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
I Toliara no voafidy hampiantrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja volley, sokajy diviziona voalohany lahy sy vavy.
Saika tsara fanombohana avokoa ireo ekipa...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Nikatona, omaly, tany Nice, ny andiany fahafito amin’ny «Jeux de la Francophonie 2013». Tsy namokatra ny Malagasy fa dia niverina tanam-polo.
Tsy nisy ny...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Hotanterahina etsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny 3 sy 4 oktobra ho avy izao, ny « Salon des études supérieures...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Nanampy tamin’ny fanarenana ny sekoly ravan’ny rivodoza Haruna farany teo, any Toliara ny Banky iraisam-pirenena.
Nisy ny hetsika faobe natao ny alakamisy teo tany...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Nifarimbona ny fikambanan’ny Tamifa, ny asabotsy teo, nanadio ny tanànan’Antananarivo. Nahatratra 3.000 ireo mpikambana naneho firaisankina ka nifampizara andraikitra...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Notanterahina, ny asabotsy teo tetsy amin’ny toby fiantsonan’ny fiara etsy Ampasampito, ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny vonjy voina.
Niompana...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Hafa mihitsy iny faran’ny herinandro iny, raha ny seho ara-javakanto teto an-drenivohitra no asian-teny. Fahombiazana tanteraka ny « Zoma 13 », ilay andro...
-
Lundi 16 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy nandairan’ny zoma faha-13… Fahombiazana tanteraka no azon’ilay hetsika «Tsiahy sy hehy an-kira”, nohafanain’i Francis Turbo, Honorat ary Eric tetsy...