-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Ho voatonta ireo biletà tokana hiatreham-pifidianana filoham-pirenena. Vonona ny biraom-pifidianana 20.115, izay hisy mpikambana 100.575 manerana ny Nosy.
Tombanana 603.450.000...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Efa ao anatin’ny hazakazaka tanteraka mankany amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena Ratsiraka Rolland. Nandalo tao Mananara Avaratra ny « Fihavanana Tour » izay...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Fitiavana, finiavana, fiaraha-mientana. Ireo no ifotoran’ny fikambanana “Ho eo anilanao”, izay miorina eny amin’ ny Boriborintany fahadimy, eto...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Niantso vonjy amin'ny fitondram-panjakana ary nandefa taratasy hoan'ny lehiben'ny governemanta ny fokonolona avy any amin'ny distrikan'i Miandrivazo, ny 4 septambra teo.
Mangataka ny...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Nofaranana ara-pomba ofisialy tany Nice (Frantsa) ny alahady teo ny Lalaon'ny tany miteny sy mampiasa ny teny frantsay (Jeux de la Francophonie).
Niala tamin'ny fanaon'ny rehetra...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Novakin'olon-tsy fantatra ny foiben-toeran'ny vovonam-pikambanana Hafari malagasy eny Anosizato, ny herinandro teo.
Very noho izany ny antontan-taratasy mirakitra ny fifandraisana...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Toerana iray anisan'ny mahasintona ny vahiny tonga eto an-drenivohitr'i Toamasina ny fandalovana mitsidika ny foiben-toeran'ny “Union des Journalistes Inter Régional de...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
HPM : quel candidat soutenir ?
Si la majorité des partis et formations politiques est déjà casée en termes de choix sur le candidat à soutenir à...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Les récentes analyses menées au niveau national prévoient une pénurie dans les années à venir si aucune mesure n’est prise, du fait d’une...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Madagascar accueille pour sa 3e édition la Conférence internationale sur les guichets uniques, une grande première dans la région océan...