-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Toy ny tamin’ny taon-dasa, mbola ny fari-piadidiam-pampianarana avy any Atsimo andrefana no nisongadina tamin’ny fifaninanam-pirenena amin’ny fanatanjahantena an-tsekoly...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Niditra teo amin’ny andro fahatelo, omaly ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja volley-ball, sokajy diviziona voalohany, lahy sy vavy.
Fihaonana izay...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Anisan’ny lalao goavana eo amin’ny fifanintsanana dingana fahatelo, hiakarana amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany «Mondial 2014», hotanterahina any...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Miainga avy amin'ny vidin-tsolika, matetika amin'ny ankapobeny mihitsy, ny hoentina hampiakarana ny vidin-javatra hafa rehetra. Iharan'izany voalohany ny fitaterana, miantraika any amin'ny...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Nandray fanapahan-kevitra ny toby fivarotan-tsolika Galana fa tsy handray CCAL (chèque carburant) intsony manomboka izao. Ny Jovenna kosa nilaza fa mampihena ny fandraisany...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Nankalazaina, omaly 16 septambra, ny Andro iraisam-pirenena ho fiarovana ny sosona ôzôna. Ity sosona ity no miaro ny habakabaky ny haibolan-tany sy ny zavamananaina ao aminy...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Najoro, eto amintsika, ny ONG Point du jour Madagascar, ny taona 2005, natao hanampy ireo olona sahirana ara-pivelomana.
Lafin-javatra maromaro no hanampiana ireo olona ireo,...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Tany amin'ny faritra Vatovavy Fitovinany (V7V) sy Atsimo Atsinanana indray ny Birao mitety vohitra ao amin'ny Tahirim-pirenena ho an'ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) ny 11 hatramin'ny 24...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
Nivoaka ny boky mirakitra ny tombana nitondran’ny kandidà Andrianainarivelo Hajo nandritra ny 1.507 andro.
«Boky vaovao izao no soratana ho an’ny firenena...
-
Mardi 17 septembre 2013 à 00:00:00
"39 andro mialoha ny fifidianana, tsy mbola manomboka ny fanabeazana ny olom-pirenena amin’ny fampiasana biletà tokana."
Io no nambaran’ny Vondron’ny...