-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Miady tanteraka ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja volley, sokajy diviziona voalohany lahy sy vavy. Azo lazaina ho efa tafita ny Stef’Auto ary...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Nifarana ny alakamisy teo ny fandidiana ireo zaza sima tao Toamasina. 100 ireo nokasain’ny fikambanana Vital fampandrosoana hodidina, saingy 130 ireo nisitraka ny fandidiana.
Nisy...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Nampahafantarin’ny Ofisim-pirenena miady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina (Ofnalat), omaly tetsy Anosy ny fitsabahan’ny orinasa mpamokatra sigara amin’ny politika...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny andiany faharoa ny “Danseho”. Hetsika iray, natokana ho an’ny dihy an-Tanan-dehibe izy ity.
Ho an’ireo nahatsiaro, notontosaina teny...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy niaka-tsehatra tao anatin’ny roa taona ! Fa taiza ? Namaly io fanontaniana io Razafindrakoto Norosoa.
Nambarany tamin’izany fa « Tsy amin’ny hira ihany no anehoana...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Taorian’Antsirabe, Mahajanga ary Toamasina, hitohy any Toliara sy eto Antananarivo ny « Abrazo », fampianarana dihy tango karakarain’ny Tango club Air Madagascar.
Tsy...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Adidy lehibe norasin’ny tropy Jeannette ny mampita sy mampitia ny teatra amin’ny taranaka aty aoriana.
Anisan’ny tantara malaza sy nitety taona maro ny “Sangy...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Nivadika ho jiolahy noho ny fanararaotam-pahefana tafahoatra ny andiana zandary avy ao amin’ny borigady Anjiro Moramanga.
Voatery nandositra ny toeram-ponenany ao Ambodiamontana,...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Marary ny akamba fanondrana avy eto Madagasikara, izay anisan’ny niantoka voalohany ny vokatra fanondrana any ivelany, ankoatra ny kafe, lavanila sy ireo harena an-kibon’ny...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Tapaky ny filankevi-pitantanan’ny Banky foibe fa Rtoa Razafimbelo Vonimanitra no mandimby toerana an’Itompokolahy Ratovondrahona Guy. Izy no tale jeneraly lefitra tao amin’y...