-
Jeudi 19 septembre 2013 à 00:00:00
Zazakely roa taona no maty vokatry ny fanolanana nataon’ny lehilahy iray 40 taona. Afakomaly izy no niharan’ity habibiana mahatsiravina ity. Novonoin’ilay nahavanon-doza kosa izy...
-
Jeudi 19 septembre 2013 à 00:00:00
Mihamivoatra hatrany ny fanadihadian’ny zandary mikasika ilay fipoahana baomba tetsy Ambondrona, ny herinandro teo. Olona efatra no efa voasambotry ny zandary izay voarohirohy amin’iny...
-
Jeudi 19 septembre 2013 à 00:00:00
Tsy fantatra mazava izay nanjo ity zandary iray, nitifitra ny vadiny tany Ankazoabo Atsimo afakomaly. Tsy namonjy ny birao fiasany avy hatrany izy rehefa avy namita iraka fa nitondra ny basiny...
-
Jeudi 19 septembre 2013 à 00:00:00
Nanome baiko, hanalana amin’ny toerany ireo tompon’andraikitra rehetra ao amin’ny komisiona miandraikitra ny vatsim-pianarana any ivelany (Conabex), eo anivon’ny...
-
Jeudi 19 septembre 2013 à 00:00:00
Tous les candidats actuellement font grand tapage des bénédictions qu’ils ont reçues dans toutes les régions qu’ils visitent au cours de cette...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
SEMAINE DE LA MER : 18 au 20 Septembre 2013 à la Salle de L’Horloge de la Gare de Soarano Antananarivo.
-- PHOTOS --
Organisateur : WWF...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Tao an-tanànan’Ambositra, any Amoron’i Mania, nanomboka ny zoma 13 septambra teo, ny foibe ara-kolontsaina amerikanina mitety vohitra.
Miavaka amin’ny foibe...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Hotanterahina ny zoma izao ny famerana ny naoty farany amin’izay ho afaka amin’ny fanadinana bakalorea (déliberation). Heverina ny hivoahan’ny voka-panadinana ny zoma...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Voafidy hampiantrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara taranja basikety, sokajy U16, ny ligin’i Matsiatra Ambony sy Fianarantsoa. Ny 21 – 29 septambra izao no...
-
Mercredi 18 septembre 2013 à 00:00:00
Nafotaka ny fifaninanana. Nahatratra 110 ireo mpifaninana namaly ny antson’ny Orange Madagascar tamin’ilay fifaninanana « Orange Trophy 2013 », eo amin’ny taranja...